SlideShare a Scribd company logo
1 of 10
Download to read offline
Oviana Marina
no Teraka i
Kristy?
Volana desambra marina ve no
nahaterahan’ny Mpamonjy?
Ny ankamaroan’ny
fiangonana dia
mankalaza ny Noely
na Krismasy (25
Desambra), izay
lazaina fa
tsingerintaona
nahaterahan’i Kristy.
Nefa ny Baiboly dia
tsy milaza mazava ny
fotoana
nahaterahan’i Jesosy
Kristy. Ny fantatra
dia voalaza fa tenin’
Andriamanitra Izy no
tonga nofo (Jaona 1),
ary virjina no nanana
anaka ka niteraka
Azy.
Ny voalaza koa dia:
 Zanak’Andriamanitra i Kristy,
 Tonga teto an-tany Izy ary
niara-nonina tamin’ny
olombelona;
 Nefa Izy dia tsy nanendry izay
hahatsiarovana na
hitandremana ny fotoana
nahaterahany.
Ny zava-dehibe
nomeny antsika ho
famantarana Azy,
dia ny nilevenany
telo andro sy telo
alina tao an-
kibon’ny tany
izany (Matio 12:38-40).
Jesosy Kristy dia nitandrina ny:
 didy sy lalàn’i Jehovah,
 ary anisan’izany ny Sabata
 sy ireo Fety Masina
Voatendrin’i Jehovah.
Ny tanjon’ity lahatsoratra ity dia
ny fanehoana ny ifandraisan’ny :
ny vanim-potoana
nahaterahan’i Kristy sy
ny Andro Firavoravoana
Tabernakely na Fitoerana
An-trano Rantsan-kazo.
Tamin’ny vanim-potoana
nahaterahan’i Jaona mpanao batisa
dia Zakaria (rain’i Jaona mpanao
batisa) no nanao ny asa fisoronana.
Isan’ny antokon’i Abia izy. …
… Noho izany, ny
fotoana nahaterahan’i
Jesosy, dia ny volana
Etanima (Tishri), ary
misy enim-bolana ny
elanelan-taonan’i Jaona
mpanao batisa sy i
Jesosy Kristy.
Raha mahaliana anao ny
hahafantatra ny fotoana
marina nahaterahan’i Jesosy
Kristy, tsidiho ny tranokala:
https://fiamiray.blogspot.com
 Inona no voaloham-
bolana araka ny hita
ao amin’ny Baiboly ?
 Inona avy ny anaram-
bolana hafa ao?

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfFiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 

Oviana Marina no Teraka i kristy?

  • 1. Oviana Marina no Teraka i Kristy? Volana desambra marina ve no nahaterahan’ny Mpamonjy?
  • 2. Ny ankamaroan’ny fiangonana dia mankalaza ny Noely na Krismasy (25 Desambra), izay lazaina fa tsingerintaona nahaterahan’i Kristy.
  • 3. Nefa ny Baiboly dia tsy milaza mazava ny fotoana nahaterahan’i Jesosy Kristy. Ny fantatra dia voalaza fa tenin’ Andriamanitra Izy no tonga nofo (Jaona 1), ary virjina no nanana anaka ka niteraka Azy.
  • 4. Ny voalaza koa dia:  Zanak’Andriamanitra i Kristy,  Tonga teto an-tany Izy ary niara-nonina tamin’ny olombelona;  Nefa Izy dia tsy nanendry izay hahatsiarovana na hitandremana ny fotoana nahaterahany.
  • 5. Ny zava-dehibe nomeny antsika ho famantarana Azy, dia ny nilevenany telo andro sy telo alina tao an- kibon’ny tany izany (Matio 12:38-40).
  • 6. Jesosy Kristy dia nitandrina ny:  didy sy lalàn’i Jehovah,  ary anisan’izany ny Sabata  sy ireo Fety Masina Voatendrin’i Jehovah.
  • 7. Ny tanjon’ity lahatsoratra ity dia ny fanehoana ny ifandraisan’ny : ny vanim-potoana nahaterahan’i Kristy sy ny Andro Firavoravoana Tabernakely na Fitoerana An-trano Rantsan-kazo.
  • 8. Tamin’ny vanim-potoana nahaterahan’i Jaona mpanao batisa dia Zakaria (rain’i Jaona mpanao batisa) no nanao ny asa fisoronana. Isan’ny antokon’i Abia izy. …
  • 9. … Noho izany, ny fotoana nahaterahan’i Jesosy, dia ny volana Etanima (Tishri), ary misy enim-bolana ny elanelan-taonan’i Jaona mpanao batisa sy i Jesosy Kristy.
  • 10. Raha mahaliana anao ny hahafantatra ny fotoana marina nahaterahan’i Jesosy Kristy, tsidiho ny tranokala: https://fiamiray.blogspot.com  Inona no voaloham- bolana araka ny hita ao amin’ny Baiboly ?  Inona avy ny anaram- bolana hafa ao?